Mino aho (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
anilanao Tompo o
eo no mahatsara ahy
eo aminao irery ihany
no azoko ianteherana
anilanao tompo o
eo no mahatsara ahy
eo aminao irery ihany
no azoko iakinana

fa na tsy ho fantatro aza
ny hevitrao oxlosv momba ahy
ka na tsy ho takatro aza
hijoro hatrany zwvpj tsy hanahy
satria mino aho tononkira.serasera.org nmdugl tompo o fa
ny fiainako an-tananao
hijoro aho tsy hanahy satria
Ianao miaro ny dia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1306