Miantso anao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
renao ve,ilay feo yogxy miantso hoe
avia krrqpdkv manatona ianao
fa izy anie, ta hanome
fiadanana, fahasambarana
fa opycewlm ianao no mafy fo
mandositra manalavitra azy
koa aza miandry ela fa manatona
sao tapitra eo ihany ilay fotoana
fa ianao io mihintsy anie
no tiany hizotra sy handeha
amin'ilay lala-marina
izay nampahafantarina
izy izao miantso anao
raiso izao hanjaka ao
ao am-ponao
renanao ve, ilay feo tononkira.serasera.org miantso hoe
avia manatona ianao
avia krrqpdkv manatona ianao
fa izy anie, ta hanome
fiadanana, fahasambarana
fa opycewlm ianao no mafy fo
mandositra manalavitra azy
koa aza miandry ela fa manatona
sao tapitra eo ihany ilay fotoana
fa ianao io mihintsy anie
no tiany hizotra sy handeha
amin'ilay lala-marina
izay nampahafantarina
izy izao miantso anao
raiso izao hanjaka ao
ao am-ponao
renanao ve, ilay feo tononkira.serasera.org miantso hoe
avia manatona ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 334
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 11/11/2025 09:07
