Miantso anao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
renao ve,ilay feo miantso hoe
avia manatona ianao
fa izy anie, ta hanome
fiadanana, fahasambarana
fa ianao no mafy fo
mandositra manalavitra azy
koa aza miandry ela fa manatona
sao tapitra eo ihany ilay fotoana
fa ianao io mihintsy anie
no tiany mpvc hizotra sy handeha
amin'ilay lala-marina
izay nampahafantarina
izy izao miantso anao
raiso izao hanjaka tyunp ao
ao tononkira.serasera.org jypaw am-ponao
renanao ve, ilay feo miantso hoe
avia manatona ianao
avia manatona ianao
fa izy anie, ta hanome
fiadanana, fahasambarana
fa ianao no mafy fo
mandositra manalavitra azy
koa aza miandry ela fa manatona
sao tapitra eo ihany ilay fotoana
fa ianao io mihintsy anie
no tiany mpvc hizotra sy handeha
amin'ilay lala-marina
izay nampahafantarina
izy izao miantso anao
raiso izao hanjaka tyunp ao
ao tononkira.serasera.org jypaw am-ponao
renanao ve, ilay feo miantso hoe
avia manatona ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 264
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 11/11/2025 09:07
