Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miantso anao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
renao ve,ilay feo miantso hoe
avia manatona ianao
fa izy anie, ta hanome
fiadanana, fahasambarana
fa ianao no rvlis mafy fo
mandositra manalavitra azy
koa tononkira.serasera.org aza miandry ela fa manatona
sao tapitra eo ihany ilay fotoana
fa ianao io mihintsy anie
no tiany hizotra yzaeqwlf sy handeha
amin'ilay lala-marina
izay nampahafantarina
izy izao miantso anao
raiso izao hanjaka ao
ao am-ponao
renanao ve, ilay feo miantso hoe
avia manatona wlihq ianao
avia manatona ianao
fa izy anie, ta hanome
fiadanana, fahasambarana
fa ianao no rvlis mafy fo
mandositra manalavitra azy
koa tononkira.serasera.org aza miandry ela fa manatona
sao tapitra eo ihany ilay fotoana
fa ianao io mihintsy anie
no tiany hizotra yzaeqwlf sy handeha
amin'ilay lala-marina
izay nampahafantarina
izy izao miantso anao
raiso izao hanjaka ao
ao am-ponao
renanao ve, ilay feo miantso hoe
avia manatona wlihq ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 291
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 11/11/2025 09:07
