Matoky anao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tononkira.serasera.org fiainako tompo ghewo o
dia fantatrao
ny amiko tompo lzler o
dia hitanao

izay momba ahy rehetra
efa eo an-tananao
ny ho aviko tomo o
matoky anao

izay rehetra nomenao ahy
isaorako hatrany
izay mbola ho fitondranao
efa ekeko izany, ho ahy

ka ninoninona sedra mbola ho lalovako
izaho tompo, izaho tompo
hatoky anao

izay rehetra nomenao ywomdw ahy...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0381