Matoky anao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako tompo o
dia fantatrao
ny amiko tompo o
dia hitanao

izay momba ahy rehetra
efa eo an-tananao
ny ho aviko tomo o
matoky ohvm anao

izay rehetra nomenao ahy
isaorako hatrany
izay wzdxyop mbola ho fitondranao
efa ekeko izany, ho ahy

ka ninoninona sedra mbola ho tononkira.serasera.org lalovako
izaho tompo, izaho grxhcp tompo
hatoky anao

izay rehetra nomenao ahy...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303