Matoky anao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako tononkira.serasera.org tompo o
dia fantatrao
ny amiko tompo o
dia hitanao

izay momba ahy svjmh rehetra
efa eo an-tananao
ny ho aviko tomo o
matoky anao

izay rehetra nomenao ahy
isaorako hatrany
izay mbola ho fitondranao
efa ckqcprv ekeko izany, ho ahy

ka ninoninona sedra mbola ho lalovako
izaho tompo, izaho tompo
hatoky uwft anao

izay rehetra nomenao ahy...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322