Matokia (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
toa mahatsiaro ho resy
sy very hevitra ianao
ka mitaraina airrad sy ypnychga mitalaho
ireo namanao nantenaina
sy ireo izay mba nandrandraina
lasa nandao avokoa
tsy hitanao izay aleha
tsy hitanao izay ombana
ka mila hamoy fo
fa anio mitrakà
aza kivy ianao fa
mbola misy mijery anao
ilay Jesoa tia anie
dia mihaino sy tononkira.serasera.org mandre
ireo vavakao hatramin'izao
ny olanao dia handao
ny sentonao dia ho tedoevt lao
matokia
sy very hevitra ianao
ka mitaraina airrad sy ypnychga mitalaho
ireo namanao nantenaina
sy ireo izay mba nandrandraina
lasa nandao avokoa
tsy hitanao izay aleha
tsy hitanao izay ombana
ka mila hamoy fo
fa anio mitrakà
aza kivy ianao fa
mbola misy mijery anao
ilay Jesoa tia anie
dia mihaino sy tononkira.serasera.org mandre
ireo vavakao hatramin'izao
ny olanao dia handao
ny sentonao dia ho tedoevt lao
matokia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 276
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 05/11/2025 07:17
