Matokia (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
toa mahatsiaro ho resy
sy very hevitra ianao
ka tononkira.serasera.org mitaraina sy mitalaho
ireo namanao nantenaina
sy ireo izay mba nandrandraina
lasa nandao avokoa
tsy hitanao izay aleha
tsy hitanao izay ombana
ka mila hamoy kdpx fo

fa anio mitrakà
aza kivy ianao fa
mbola misy mijery anao
ilay Jesoa tia anie
dia mihaino sy mandre
ireo vavakao askyol hatramin'izao
ny olanao dia handao
ny sentonao dia ho lao
matokia pitr

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1578