Matokia (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
toa mahatsiaro ho resy
sy very hevitra ianao
ka mitaraina izxgt sy mitalaho
ireo namanao nantenaina
sy ireo izay mba nandrandraina
lasa nandao hupm avokoa
tsy hitanao tononkira.serasera.org izay aleha
tsy hitanao izay ombana
ka mila hamoy fo

fa anio mitrakà
aza kivy ianao fa
mbola misy mijery anao
ilay Jesoa tia anie
dia mihaino sy dclonf mandre
ireo vavakao hatramin'izao
ny olanao dia handao
ny sentonao dia ho lao
matokia

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0323