Mangataka ny fanatrehanao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mangataka ny fanatrehanao aho
mangataka ny fanahy Masinao aho
mba hanavao ny toe-piainako
ka ho tononkira.serasera.org mendrika anao aho

fa mila anao ny androm-piainako
fantatro fa zvfrkmxc very aho raha lavitra anao
ka nwvmcf izany indrindra Tompo o
no ilako anao
ka mangataka ny fanatrehanao

mangataka ny fanatrehanao aho
mangataka ny fanahy Masinao aho
hameno anay, manatreha anay
izao fotoana izao atokanay ho anaop

fa mila anao izahay tompo izao
koa midina ianao, manatreha anay
fa tsy mahefa ninoninona izahay anio
ka mangataka ny onzyy fanatrehanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8164