Mangataka ny fanatrehanao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mangataka ny fanatrehanao aho
mangataka ny fanahy Masinao aho
mba hanavao ny toe-piainako
ka ho mendrika anao aho

fa mila tononkira.serasera.org anao ny androm-piainako
fantatro fa very aho raha lavitra anao
ka izany indrindra Tompo o
no rxwcpa ilako anao
ka mangataka ny fanatrehanao

mangataka ny fanatrehanao aho
mangataka ny fanahy Masinao aho
hameno anay, manatreha anay
izao fotoana izao atokanay ho anaop

fa mila rzrdjnoe anao izahay tompo izao
koa gdfcjh midina ianao, manatreha anay
fa tsy mahefa ninoninona izahay anio
ka mangataka ny fanatrehanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293