Mangataka ny fanatrehanao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mangataka ny fanatrehanao aho
mangataka ny fanahy smnwhga Masinao aho
mba hanavao ny toe-piainako
ka ho mendrika anao aho
fa mila wxja anao ny androm-piainako
fantatro fa very aho raha lavitra anao
ka izany indrindra Tompo o
no ilako anao
ka mangataka ny fanatrehanao
mangataka ny vruh fanatrehanao aho
mangataka ny fanahy Masinao aho
hameno anay, manatreha anay
izao fotoana izao atokanay ho anaop
fa mila anao tononkira.serasera.org izahay tompo izao
koa midina ianao, manatreha anay
fa tsy mahefa ninoninona izahay anio
ka mangataka ny fanatrehanao
mangataka ny fanahy smnwhga Masinao aho
mba hanavao ny toe-piainako
ka ho mendrika anao aho
fa mila wxja anao ny androm-piainako
fantatro fa very aho raha lavitra anao
ka izany indrindra Tompo o
no ilako anao
ka mangataka ny fanatrehanao
mangataka ny vruh fanatrehanao aho
mangataka ny fanahy Masinao aho
hameno anay, manatreha anay
izao fotoana izao atokanay ho anaop
fa mila anao tononkira.serasera.org izahay tompo izao
koa midina ianao, manatreha anay
fa tsy mahefa ninoninona izahay anio
ka mangataka ny fanatrehanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 224
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 04/11/2025 07:31
