Mandiny anao Jesosy (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1. o ry aba, mandiny anao anie Jesosy e
mierena e, anao arô fa ory ny fony
mitalaho re izy ka mba valio
manatona dxppjl ny ditra sy ny ota ario
hatry ny ela no nanantsovany anao
mba hierina idray ao an-tranony ao
ka niany e mifonà fa Jesosy iny
tianao fa ianao ro manentsi-tadiny
2. havako avy e izao no fotoana milaza
fa ho avy ltui ilay Jesosy tompo hitsara
dieny mbola nhmbf manantso anao dia araraoty
mba tsy hanenina amin'ny fotoana iaviany
hatry ny ela no nanantsovany anao ...
mierena e, anao arô fa ory ny fony
mitalaho re izy ka mba valio
manatona dxppjl ny ditra sy ny ota ario
hatry ny ela no nanantsovany anao
mba hierina idray ao an-tranony ao
ka niany e mifonà fa Jesosy iny
tianao fa ianao ro manentsi-tadiny
2. havako avy e izao no fotoana milaza
fa ho avy ltui ilay Jesosy tompo hitsara
dieny mbola nhmbf manantso anao dia araraoty
mba tsy hanenina amin'ny fotoana iaviany
hatry ny ela no nanantsovany anao ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 260
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 07/11/2025 08:52
