Mandiny anao Jesosy (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. o ry aba, mandiny anao anie Jesosy tononkira.serasera.org e
mierena e, anao arô fa rbot ory ny fony
mitalaho re izy ka mba valio
manatona ny ditra sy ny ota ario
hatry ny ela no nanantsovany anao
mba hierina idray ao an-tranony ao
ka niany e mifonà fa Jesosy iny
tianao fa prmqd ianao ro manentsi-tadiny
2. havako avy e izao no fotoana milaza
fa ho avy kxlkw ilay Jesosy tompo hitsara
dieny mbola manantso anao dia araraoty
mba tsy hanenina amin'ny fotoana iaviany
hatry ny ela no nanantsovany anao ...
mierena e, anao arô fa rbot ory ny fony
mitalaho re izy ka mba valio
manatona ny ditra sy ny ota ario
hatry ny ela no nanantsovany anao
mba hierina idray ao an-tranony ao
ka niany e mifonà fa Jesosy iny
tianao fa prmqd ianao ro manentsi-tadiny
2. havako avy e izao no fotoana milaza
fa ho avy kxlkw ilay Jesosy tompo hitsara
dieny mbola manantso anao dia araraoty
mba tsy hanenina amin'ny fotoana iaviany
hatry ny ela no nanantsovany anao ...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 232
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 07/11/2025 08:52
