Mandiny anao Jesosy (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. o ry aba, mandiny anao anie Jesosy e
mierena e, anao arô fa ory ny fony
mitalaho re izy ka mba valio
manatona ny ditra  sy ny ota ario

hatry ny ela no nanantsovany kojw anao
mba hierina idray ao an-tranony ao
ka niany e mifonà fa Jesosy iny
tianao fa ianao ro manentsi-tadiny

2. havako avy tononkira.serasera.org e izao no fotoana fmgmv milaza
fa ho avy uovkko ilay Jesosy tompo hitsara
dieny mbola manantso anao dia araraoty
mba tsy hanenina amin'ny fotoana iaviany

hatry ny ela no nanantsovany anao ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0374