Manan-tsafidy (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
isika izao dia mana-tsafidy
amin'ny atao sy izay aleha
ary mety hahasoa
nefa tsy izay rehetra hitan'ny maso
dia o azo ezboham gmiph atao
sy ho tanterahina avokoa
izao rehetra izao nomeny anjakana
fa tsy mba tononkira.serasera.org nisy zava-norarana
nefa aoka hankato ny didy
izay nomen'ny vwabc tompo anao
fa mandalo anie
izao fiainana eto izao
teny tsotra ihany
no ambara aminao anio
mba saino ihany ny lala-kombana
ny hiafarana tadidio
dia aoka ianao hisaina sy handinika
hijery sy hanampy ireo madinika
izao rehetra izao....
amin'ny atao sy izay aleha
ary mety hahasoa
nefa tsy izay rehetra hitan'ny maso
dia o azo ezboham gmiph atao
sy ho tanterahina avokoa
izao rehetra izao nomeny anjakana
fa tsy mba tononkira.serasera.org nisy zava-norarana
nefa aoka hankato ny didy
izay nomen'ny vwabc tompo anao
fa mandalo anie
izao fiainana eto izao
teny tsotra ihany
no ambara aminao anio
mba saino ihany ny lala-kombana
ny hiafarana tadidio
dia aoka ianao hisaina sy handinika
hijery sy hanampy ireo madinika
izao rehetra izao....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 277
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 05/11/2025 07:14
