Manan-tsafidy (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
isika izao dia mana-tsafidy
amin'ny atao sy izay atvzifz aleha
ary mety hahasoa
nefa tsy izay lmeve rehetra hitan'ny maso
dia o azo atao
sy ho tanterahina avokoa
izao rehetra izao nomeny anjakana
fa tsy mba nisy zava-norarana
nefa aoka hankato ny didy
izay nomen'ny tompo anao
fa mandalo anie
izao fiainana eto izao
teny tsotra ihany
no ambara aminao anio
mba saino ihany ny lala-kombana
ny hiafarana tadidio
dia aoka ianao hisaina sy handinika
hijery sy hanampy ireo tononkira.serasera.org undw madinika
izao rehetra izao....
amin'ny atao sy izay atvzifz aleha
ary mety hahasoa
nefa tsy izay lmeve rehetra hitan'ny maso
dia o azo atao
sy ho tanterahina avokoa
izao rehetra izao nomeny anjakana
fa tsy mba nisy zava-norarana
nefa aoka hankato ny didy
izay nomen'ny tompo anao
fa mandalo anie
izao fiainana eto izao
teny tsotra ihany
no ambara aminao anio
mba saino ihany ny lala-kombana
ny hiafarana tadidio
dia aoka ianao hisaina sy handinika
hijery sy hanampy ireo tononkira.serasera.org undw madinika
izao rehetra izao....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 277
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 05/11/2025 07:14
