Manan-tsafidy (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
isika izao dia mana-tsafidy
amin'ny atao sy izay aleha
ary mety hahasoa
nefa tsy izay rehetra hitan'ny maso
dia o azo atao
sy ho tanterahina egnriul avokoa

izao rehetra izao nomeny anjakana
fa tsy mba nisy zava-norarana
nefa aoka hankato ny tononkira.serasera.org didy
izay fzda lfmy nomen'ny tompo anao
fa mandalo anie
izao fiainana eto izao

teny tsotra ihany
no ambara aminao anio
mba saino ihany ny lala-kombana
ny hiafarana tadidio
dia aoka ianao hisaina sy handinika
hijery sy hanampy ireo madinika

izao rehetra izao....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.041