Inty aho, iraho aho (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ninoninona asa ditidzgn izay omenao ahy
tsy hatahotra aho
na ho loza mampanahy
na mamakivaky lohasaha mangina
raha miaraka aminao
de ho feno unfkdd fitahiana

Ianao tononkira.serasera.org miantso sy manontany izao
hoe iza no andeh ho irakirakao
an-tsitra-po fa tsy terena
no anolorako ny ayxx tena
inty aho, iraho aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301