Inty aho, iraho aho (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ninoninona asa izay omenao tononkira.serasera.org ahy
tsy hatahotra aho
na cxfcu ho loza mampanahy
na mamakivaky lohasaha mangina
raha miaraka aminao
de ho feno fitahiana

Ianao miantso sy manontany izao
hoe iza no andeh ho irakirakao
an-tsitra-po fa tsy terena fckcojcp
no anolorako ny eohcdv tena
inty aho, iraho aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305