Inty aho, iraho aho (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ninoninona asa izay omenao gjhma ahy
tsy hatahotra aho
na ho loza mampanahy
na mamakivaky lohasaha tononkira.serasera.org mangina
raha miaraka aminao
de ho feno fitahiana

Ianao miantso mlywnre sy manontany jlmop izao
hoe iza no andeh ho irakirakao
an-tsitra-po fa tsy terena
no anolorako ny tena
inty aho, iraho aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9983