Ampidiro aloha ny tenimiafina
indro Jesoa aterinay ny saotra (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
indro Jesoa aterina eto izao ny saotra
fa mendrika ho anao tokoa izao
ny fiderana
ireo talenta izay nomenao
nomenao anay
mbola entinay manao ny asanao
eto indray
na dia tsy takatry ny sainay ny fiasanao
na dia tsy fantatray akory aza izao
dia mbola ekenay, evhbitiw tgxt eny tononkira.serasera.org ekenay
ary entinay ihany cily koa
hanompoana anao
avo loatra ianao Jesoa
lehibe ny voninahitrao
ianao tokoa Jesoa ilay tomponay
tomponay tsitoha
na dia tsy takatry ny sainay ny fiasanao
na dia tsy fantatray tokoa akory aza izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 196
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 07/11/2025 08:55