Ampidiro aloha ny tenimiafina
indro Jesoa aterinay ny saotra (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
indro Jesoa aterina eto izao ny saotra
fa mendrika jrrwzza ho anao tokoa izao
ny fiderana
ireo talenta izay nomenao
nomenao anay
mbola entinay manao ny asanao hqrv
eto indray
na dia tsy takatry ny sainay ny fiasanao
na dia tsy fantatray akory aza izao
dia mbola ekenay, eny ekenay
ary entinay ihany koa
hanompoana anao
avo loatra ianao Jesoa
lehibe ny voninahitrao
ianao tokoa Jesoa ilay tomponay
tomponay tsitoha
na tononkira.serasera.org dia tsy takatry ny sainay ny fiasanao
na dia tsy fantatray tokoa akory zyjwya aza izao
fa mendrika jrrwzza ho anao tokoa izao
ny fiderana
ireo talenta izay nomenao
nomenao anay
mbola entinay manao ny asanao hqrv
eto indray
na dia tsy takatry ny sainay ny fiasanao
na dia tsy fantatray akory aza izao
dia mbola ekenay, eny ekenay
ary entinay ihany koa
hanompoana anao
avo loatra ianao Jesoa
lehibe ny voninahitrao
ianao tokoa Jesoa ilay tomponay
tomponay tsitoha
na tononkira.serasera.org dia tsy takatry ny sainay ny fiasanao
na dia tsy fantatray tokoa akory zyjwya aza izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 213
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 07/11/2025 08:55
