indro Jesoa aterinay ny saotra (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
indro Jesoa aterina eto izao ny saotra
fa mendrika ho anao tokoa izao
ny fiderana
ireo talenta izay nomenao
nomenao anay
mbola entinay manao ny asanao tononkira.serasera.org
eto indray
na dia tsy takatry ny sainay ny fiasanao
na dia tsy fantatray akory aza izao
dia mbola ekenay, yyapb eny ekenay
ary entinay ihany koa
hanompoana anao
avo loatra ianao Jesoa
lehibe ny voninahitrao
ianao tokoa Jesoa nfkkqz ilay tomponay
tomponay tsitoha
na dia tsy takatry ny sainay ny fiasanao
na dia tsy fantatray tokoa akory aza izao tvekj

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 194
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 07/11/2025 08:55