Ho tsaraina (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny miafina tsy maintsy hiseho
ny eprzb takona rehetra dia ho hita
tsy maintsy ho tsaraina
izaho sy ianao namao o
mandalo ny eto an-tany anie
Ianao mihevitra fa anao izao tontolo izao
anananao na ny vola na ny harena
dia mirehareha, mihevi-tena tsy ho zsgk diso
angaha tsy fanatatrao fa ianao anie
mbola ho tsaraina
rehefa tonga izay, dia tsy hisy ho afa-maina
ka tsy aleo tononkira.serasera.org ve, manao ny tsara
hisy ho antenaina (2)
ny raws miafina tsy maintsy hiseho...
ny eprzb takona rehetra dia ho hita
tsy maintsy ho tsaraina
izaho sy ianao namao o
mandalo ny eto an-tany anie
Ianao mihevitra fa anao izao tontolo izao
anananao na ny vola na ny harena
dia mirehareha, mihevi-tena tsy ho zsgk diso
angaha tsy fanatatrao fa ianao anie
mbola ho tsaraina
rehefa tonga izay, dia tsy hisy ho afa-maina
ka tsy aleo tononkira.serasera.org ve, manao ny tsara
hisy ho antenaina (2)
ny raws miafina tsy maintsy hiseho...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 255
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 10/11/2025 09:03
