Ho tsaraina (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny miafina tsy maintsy hiseho
ny takona rehetra dia ho hita
tsy maintsy ho tsaraina
izaho sy ianao namao o
mandalo ny eto an-tany anie
Ianao mihevitra tononkira.serasera.org fa anao izao tontolo izao
anananao na fwlht ny vola na ny harena
dia mirehareha, mihevi-tena rqypoaht tsy ho diso
angaha tsy fanatatrao fa ianao anie
mbola ho tsaraina
rehefa tonga izay, dia tsy hisy ho afa-maina
ka tsy aleo ve, manao ny tsara
hisy ho antenaina fnhlcvou (2)
ny miafina tsy maintsy hiseho...
ny takona rehetra dia ho hita
tsy maintsy ho tsaraina
izaho sy ianao namao o
mandalo ny eto an-tany anie
Ianao mihevitra tononkira.serasera.org fa anao izao tontolo izao
anananao na fwlht ny vola na ny harena
dia mirehareha, mihevi-tena rqypoaht tsy ho diso
angaha tsy fanatatrao fa ianao anie
mbola ho tsaraina
rehefa tonga izay, dia tsy hisy ho afa-maina
ka tsy aleo ve, manao ny tsara
hisy ho antenaina fnhlcvou (2)
ny miafina tsy maintsy hiseho...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 254
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 10/11/2025 09:03
