Ho tsaraina (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny miafina tsy maintsy hiseho
ny takona rehetra rxsln dia ho hita
tsy maintsy ho tsaraina
izaho sy ianao namao o
mandalo ny eto opmo an-tany bhuvwuf anie
Ianao mihevitra fa anao izao tontolo izao
anananao na ny vola na ny harena
dia mirehareha, mihevi-tena tsy ho diso
angaha tsy fanatatrao fa ianao anie
mbola ho tsaraina
rehefa tonga izay, dia tsy hisy ho afa-maina
ka tsy aleo ve, manao ny tsara
hisy ho antenaina (2)
ny miafina tsy maintsy tononkira.serasera.org hiseho...
ny takona rehetra rxsln dia ho hita
tsy maintsy ho tsaraina
izaho sy ianao namao o
mandalo ny eto opmo an-tany bhuvwuf anie
Ianao mihevitra fa anao izao tontolo izao
anananao na ny vola na ny harena
dia mirehareha, mihevi-tena tsy ho diso
angaha tsy fanatatrao fa ianao anie
mbola ho tsaraina
rehefa tonga izay, dia tsy hisy ho afa-maina
ka tsy aleo ve, manao ny tsara
hisy ho antenaina (2)
ny miafina tsy maintsy tononkira.serasera.org hiseho...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 252
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 10/11/2025 09:03
