fitiavana tsisy toy izany (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha fitiavana mbola tsy nisy toy izany
ilay namoizan'i Jesoa ny ainy ho qunshfjp anao
tsy nahoany iza faharatsianao
sy ny loto izay nameno ny fonao
fa tamim-pitiavana tsy nilany tambiny
no nanekeny tononkira.serasera.org ho faty xdmevwp mba hamonjy anao
tsy nahoany izay ovcrkfw faharatsianao
fa dia nanaiky izy nohomboana noho ianao
ilay rà nalatsany iny anie
nomeny hanadio anao
ny kapoka niaretany
hanasitrana anao
ilay hazo fijaliana
nolanjainy noho ianao
ireny rehetra ireny
mari-pitiavana
ilay namoizan'i Jesoa ny ainy ho qunshfjp anao
tsy nahoany iza faharatsianao
sy ny loto izay nameno ny fonao
fa tamim-pitiavana tsy nilany tambiny
no nanekeny tononkira.serasera.org ho faty xdmevwp mba hamonjy anao
tsy nahoany izay ovcrkfw faharatsianao
fa dia nanaiky izy nohomboana noho ianao
ilay rà nalatsany iny anie
nomeny hanadio anao
ny kapoka niaretany
hanasitrana anao
ilay hazo fijaliana
nolanjainy noho ianao
ireny rehetra ireny
mari-pitiavana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 236
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 10/11/2025 08:29
