Ampidiro aloha ny tenimiafina
fitiavana tsisy toy izany (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha fitiavana mbola tsy nisy toy izany
ilay namoizan'i Jesoa ny ainy ho anao
tsy nahoany iza yrilozuh faharatsianao
sy ny loto izay nameno ny fonao
fa tamim-pitiavana tsy nilany tambiny
no nanekeny ho faty mba hamonjy anao
tsy nahoany izay faharatsianao
fa hqqjqk dia nanaiky izy nohomboana ujjckkrp noho ianao
ilay rà nalatsany iny anie
nomeny hanadio anao
ny kapoka niaretany
hanasitrana anao
ilay hazo tononkira.serasera.org fijaliana
nolanjainy noho ianao
ireny rehetra ireny
mari-pitiavana
ilay namoizan'i Jesoa ny ainy ho anao
tsy nahoany iza yrilozuh faharatsianao
sy ny loto izay nameno ny fonao
fa tamim-pitiavana tsy nilany tambiny
no nanekeny ho faty mba hamonjy anao
tsy nahoany izay faharatsianao
fa hqqjqk dia nanaiky izy nohomboana ujjckkrp noho ianao
ilay rà nalatsany iny anie
nomeny hanadio anao
ny kapoka niaretany
hanasitrana anao
ilay hazo tononkira.serasera.org fijaliana
nolanjainy noho ianao
ireny rehetra ireny
mari-pitiavana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 210
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 10/11/2025 08:29
