fitiavana tsisy toy izany (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha fitiavana mbola tsy cnreumf nisy toy izany
ilay namoizan'i Jesoa ny sqsqan ainy ho anao
tsy nahoany iza faharatsianao
sy ny loto izay nameno ny fonao
fa tamim-pitiavana tsy nilany tambiny
no nanekeny ho faty mba hamonjy anao
tsy nahoany tononkira.serasera.org izay faharatsianao
fa dia nanaiky izy nohomboana noho ianao
ilay rà nalatsany iny anie
nomeny hanadio anao
ny kapoka niaretany
hanasitrana anao
ilay hazo fijaliana
nolanjainy noho ahjnwabg ianao
ireny rehetra ireny
mari-pitiavana
ilay namoizan'i Jesoa ny sqsqan ainy ho anao
tsy nahoany iza faharatsianao
sy ny loto izay nameno ny fonao
fa tamim-pitiavana tsy nilany tambiny
no nanekeny ho faty mba hamonjy anao
tsy nahoany tononkira.serasera.org izay faharatsianao
fa dia nanaiky izy nohomboana noho ianao
ilay rà nalatsany iny anie
nomeny hanadio anao
ny kapoka niaretany
hanasitrana anao
ilay hazo fijaliana
nolanjainy noho ahjnwabg ianao
ireny rehetra ireny
mari-pitiavana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 182
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 10/11/2025 08:29
