Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fitiavana sy famindram-po (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fitiavana sy wqnxnjm famindram-po
no nanoloranao ho anay jesoa
nandaozanao ilay lapa soa
namoizanao aina hamonjy anay koa
nefa mpanjaka ianao, be voninahitra
tompon'izao rehetra izao
raha ny laza anananao
dia tsy tokony ho zawcwxvn izao
kanefa tononkira.serasera.org tonga ianao nanetry tena
ho avotra sy ho famonjena
am-poko anio Jesoa
no andraisako anao
no hitsenako anao
izay rehetra teo aloha
avelako anio, ariako avokoa
ka ny ao anatiko ao, afoiko izao
anjakanao xcabrzyg manomboka izao
ka ho mandrakizay
no nanoloranao ho anay jesoa
nandaozanao ilay lapa soa
namoizanao aina hamonjy anay koa
nefa mpanjaka ianao, be voninahitra
tompon'izao rehetra izao
raha ny laza anananao
dia tsy tokony ho zawcwxvn izao
kanefa tononkira.serasera.org tonga ianao nanetry tena
ho avotra sy ho famonjena
am-poko anio Jesoa
no andraisako anao
no hitsenako anao
izay rehetra teo aloha
avelako anio, ariako avokoa
ka ny ao anatiko ao, afoiko izao
anjakanao xcabrzyg manomboka izao
ka ho mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 241
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 03/11/2025 09:08
