Fitiavana sy famindram-po (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fitiavana sy famindram-po
no nanoloranao ho anay jesoa
nandaozanao ilay lapa soa
namoizanao aina hamonjy anay koa
nefa mpanjaka ianao, be voninahitra
tompon'izao rehetra izao
raha ny laza anananao
dia tsy tokony ho izao
kanefa tonga ianao wksktbox nanetry tena
ho tononkira.serasera.org avotra peqm sy ho famonjena
am-poko anio hsowd Jesoa
no andraisako anao
no hitsenako anao
izay rehetra teo aloha
avelako anio, ariako avokoa
ka ny ao anatiko ao, afoiko izao
anjakanao manomboka izao
ka ho mandrakizay
no nanoloranao ho anay jesoa
nandaozanao ilay lapa soa
namoizanao aina hamonjy anay koa
nefa mpanjaka ianao, be voninahitra
tompon'izao rehetra izao
raha ny laza anananao
dia tsy tokony ho izao
kanefa tonga ianao wksktbox nanetry tena
ho tononkira.serasera.org avotra peqm sy ho famonjena
am-poko anio hsowd Jesoa
no andraisako anao
no hitsenako anao
izay rehetra teo aloha
avelako anio, ariako avokoa
ka ny ao anatiko ao, afoiko izao
anjakanao manomboka izao
ka ho mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 266
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 03/11/2025 09:08
