Fitiavana sy famindram-po (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fitiavana sy famindram-po
no nanoloranao ho myww anay jesoa
nandaozanao ilay lapa soa
namoizanao aina hamonjy anay koa
nefa mpanjaka ianao, be voninahitra
tompon'izao rehetra izao

raha ny laza anananao
dia tsy tokony ho izao
kanefa tonga ianao tononkira.serasera.org nanetry tena
ho avotra sy ho famonjena

am-poko anio Jesoa
no andraisako anao
no hitsenako anao
izay rehetra teo aloha
avelako anio, ariako avokoa
ka ny ao anatiko ao, afoiko mjhsxane izao
anjakanao manomboka izao
ka kicb ho mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321