Avaoziko (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
eto anatrehanao ry Ray
no anavaozako indray
ilay eny efa nekeko
sy ireo toky efa nomeko
dia ny hanandratra anao sy hitory
na ho sambatra aho na ory
mbola vonona aho wztduo handeha
na aiza aleha

fa na enjehina aza
tsy hivadika aminao
na ho sakanana aza
ny ahy ny teniko tononkira.serasera.org dia izao
hanohy hatrany rsmcl ny dia
hanompo anao aho Jesoa xvpnibp tia
hanao ny asanao ry raiko
ianao no ho lalaiko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0727