Avaoziko (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
eto anatrehanao tononkira.serasera.org ry Ray
no anavaozako bktgrqo indray
ilay eny efa nekeko
sy ireo toky efa nomeko
dia ny hanandratra anao sy hitory
na ho sambatra uhaqz aho na ory
mbola vonona aho handeha
na aiza aleha

fa na enjehina aza
tsy hivadika aminao
na ho sakanana aza
ny ahy ny teniko dia izao
hanohy hatrany ny wahmvmox dia
hanompo anao aho Jesoa tia
hanao ny asanao ry raiko
ianao no ho lalaiko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343