Avaoziko (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
eto anatrehanao ry Ray
no anavaozako indray
ilay eny efa nekeko
sy ireo toky efa nomeko
dia ny hanandratra anao tononkira.serasera.org sy hitory
na ho sambatra aho na ory
mbola vonona aho handeha
na aiza aleha

fa cvzrgc na enjehina aza
tsy hivadika aminao
na ho sakanana aza
ny ahy bxotfa ny teniko dia izao
hanohy hatrany tveynj ny dia
hanompo anao aho Jesoa tia
hanao ny asanao ry raiko
ianao no ho lalaiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311