Ampidiro aloha ny tenimiafina
Araraoty (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fa nahoana loatra no dia miandry kapoka foana
ianao vao mibebaka sy mba mahatsiaro mifona
ireo fampianarana nomena anao hatrizay
toa tononkira.serasera.org henoinao fotsiny dia efa mamerina indray
ianao toa mbola variana manjeny andro jbusfbm lava
ity tany ity anie ka tsy ho ela dia rava
ireo izay mibebaka amin'ny fony tokoa
no tena ilainy raha manompo rhoir azy amin'ny fo
araraoty izao, hjgdrsiq ka henoy feon'ny tompo
miteny aminao
aoka ho mpankato
fa hamita-tena ianao raha manamafy fo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 301
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 11/11/2025 09:32