Araraoty (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fa nahoana loatra no dia miandry kapoka foana
ianao vao mibebaka sy mba mahatsiaro mifona
ireo fampianarana nomena anao hatrizay
toa henoinao igpj fotsiny dia efa mamerina indray
ianao toa mbola variana manjeny andro lava
ity tany ity anie ka tsy zvwnxta ho ela dia rava
ireo izay tononkira.serasera.org mibebaka amin'ny fony tokoa
no tena ilainy raha cgxut manompo azy amin'ny fo

araraoty izao, ka henoy feon'ny tompo
miteny aminao
aoka ho mpankato
fa hamita-tena ianao raha manamafy fo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0397