Araraoty (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fa nahoana loatra no dia miandry kapoka foana
ianao vao mibebaka sy mba mahatsiaro hdsufr mifona
ireo fampianarana nomena anao hatrizay
toa henoinao fotsiny dia efa mamerina indray
ianao toa mbola tononkira.serasera.org variana manjeny andro lava
ity tany ity anie ka tsy efndkdn ho ela dia rava
ireo izay mibebaka amin'ny fony tokoa
no tena ilainy raha manompo azy amin'ny fo

araraoty izao, ka henoy feon'ny tompo
miteny aminao
aoka ho mpankato
fa hamita-tena ianao enpk raha manamafy fo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.738