Am-pelatananao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. aza matahotra ianao, na manana ahiany
ho avy ny maraina, sentonao tsy haharitra
Jesoa ilay sakaiza tena tia, hamafa ny tomany
raha toa maratra ny fo, izao hira izao atao
mahay uxzhqh ny zava-drehetra aho, hijoro hatrany aho
ninoninona hitranga, ny fiainako am-pelatananao
2. raha tojo fitsapana, ciudvshv sy zava-tsarotra
lasa nandao avokoa, ireo sakaiza sy havana
Jesoa ilay sakaiza tena tia, hamafa ny psxher tononkira.serasera.org tomany

mahay ny zava-drehetra aho, hijoro hatrany aho

Jesoa no heriko, izy manohana ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 338
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 11/11/2025 09:28