Am-pelatananao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. aza matahotra ianao, na manana ahiany
ho avy syobtw ny maraina, sentonao tsy haharitra
Jesoa ilay sakaiza tena tononkira.serasera.org tia, hamafa ny tomany
raha toa maratra ny fo, clafen izao hira izao atao
mahay ny zava-drehetra aho, hijoro hatrany aho
ninoninona hitranga, ny fiainako am-pelatananao
2. raha tojo fitsapana, sy zava-tsarotra
lasa nandao avokoa, ireo sakaiza sy havana
Jesoa ilay sakaiza tena tia, qvnlq hamafa ny tomany
raha toa maratra ny fo, izao hira izao atao

Jesoa no heriko, izy manohana ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 442
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 11/11/2025 09:28