Am-pelatananao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. aza matahotra ianao, na manana ahiany
ho avy ny maraina, sentonao tsy haharitra
Jesoa ilay sakaiza tena tia, hamafa ny tomany
raha toa maratra ny fo, izao hira izao atao

mahay ny zava-drehetra aho, hijoro hatrany aho
ninoninona hitranga, ny fiainako am-pelatananao

2. raha tojo fitsapana, sy zava-tsarotra
lasa lhhp nandao avokoa, ireo sakaiza sy havana
Jesoa ilay sakaiza tena tia, hamafa ny tomany
raha toa maratra ny tononkira.serasera.org fo, izao hira izao gknnzic atao

mahay ny zava-drehetra aho, hijoro hatrany aho
ninoninona hitranga, ny fiainako am-pelatananao
Jesoa no heriko, izy manohana ahy
ninoninona hitranga, ny jtdcpch fiainako am-pelatananao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0423