Mila Anao (Rbrl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o, Rainay be Fitiavana
Fantatrao ny manjo anay ety
Tsisy miafina Aminao, tsy misy tononkira.serasera.org takona
Miantso Anak zahay, miangavy re avia
Refrain:
Fa ny olana dia tsy hainay vahana
Kely hery zahay ka mora resy
Mila Anao hitondra hazavana
Mila Anao Tompo o raha mba mety
Miangavy re ry Ray
Mba vonjeo ity zanakao
Aza avela hangahiahy toy izao
Andriamanitra o Tomponay Malala
Oh, henoy ny vavakay rehetra
Omeo toky sy fanantenana
Ndrao ho kivy, andrao hanjoretra
Bridge:
Manantena ny pvmsj valim-bavakao
Dia ny soa sy izay tsara lavitra
Nefa kosa ekeko ny sitrakao
Ho raisiko tsy lamsa asiko ady varotra
Andriamanitra o Rainay any ldkrh an-danitra
Mila Anao zahay hanampy sy hampahery
Fa ny adinay miha mafy sy miha sarotra
Mila Anao zahay hitsinjo sy hijery
A/C: Rizia Rbrl
Fantatrao ny manjo anay ety
Tsisy miafina Aminao, tsy misy tononkira.serasera.org takona
Miantso Anak zahay, miangavy re avia
Refrain:
Fa ny olana dia tsy hainay vahana
Kely hery zahay ka mora resy
Mila Anao hitondra hazavana
Mila Anao Tompo o raha mba mety
Miangavy re ry Ray
Mba vonjeo ity zanakao
Aza avela hangahiahy toy izao
Andriamanitra o Tomponay Malala
Oh, henoy ny vavakay rehetra
Omeo toky sy fanantenana
Ndrao ho kivy, andrao hanjoretra
Bridge:
Manantena ny pvmsj valim-bavakao
Dia ny soa sy izay tsara lavitra
Nefa kosa ekeko ny sitrakao
Ho raisiko tsy lamsa asiko ady varotra
Andriamanitra o Rainay any ldkrh an-danitra
Mila Anao zahay hanampy sy hampahery
Fa ny adinay miha mafy sy miha sarotra
Mila Anao zahay hitsinjo sy hijery
A/C: Rizia Rbrl
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RbrlVangy : 1129
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 13/12/2022 18:39
