Mankasitraka (Rbrl)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako tokoa ny fitiavanao ahy
Ry Jesosy Tompo soa
Ka misaotra Anao zahay
Isan'andro izao dia havaozinao ho anay
Ny famindramponao xtcp sy ny fahasoavanao

Ka amin'izao fotoana izao
Dia tianay ny hisaotra Anao
Mankasitraka Anao zahay
Fa lehibe ny fitiavanao anay

Manodidina cydr ahy mora mivadika
Na ireo havana na koa ny namana
Fa Ianao kosa Ray dia tsy mba qjgsqg miova
Na omaly, na anio, na ho tononkira.serasera.org mandrakizay

A/C: Fitiavana Rbrl

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rbrl
Vangy : 752
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 13/12/2022 18:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0455