Mila Anao (Rbrl)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o, Rainay be bzhff Fitiavana
Fantatrao ny manjo anay ety
Tsisy miafina Aminao, tsy misy takona
Miantso Anak zahay, miangavy re avia

Refrain:
Fa ny olana dia tsy hainay vahana
Kely hery zahay ka mora resy
Mila Anao hitondra cnna hazavana
Mila Anao Tompo o raha mba mety
Miangavy re ry Ray
Mba vonjeo ity zanakao
Aza avela hangahiahy toy izao

Andriamanitra o Tomponay Malala
Oh, henoy ny vavakay tononkira.serasera.org rehetra
Omeo toky sy fanantenana
Ndrao ho kivy, andrao hanjoretra

Bridge:
Manantena ny valim-bavakao
Dia ny soa sy izay tsara lavitra
Nefa kosa rsslkm ekeko ny sitrakao
Ho raisiko tsy asiko ady varotra

Andriamanitra o Rainay any an-danitra
Mila Anao zahay hanampy sy hampahery
Fa ny adinay miha mafy sy miha sarotra
Mila Anao zahay hitsinjo sy hijery

A/C: Rizia Rbrl

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rbrl
Visites : 1130
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fitiavana_Rbrl
Date : 13/12/2022 18:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293