Mila Anao (Rbrl)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o, Rainay be Fitiavana
Fantatrao ny manjo anay ety
Tsisy miafina Aminao, tsy misy takona
Miantso Anak zahay, bfmiu miangavy re avia

Refrain:
Fa ny olana dia tsy hainay vahana
Kely hery zahay ka mora resy
Mila Anao hitondra usbwlexp hazavana
Mila Anao Tompo o raha mba mety
Miangavy re ry Ray
Mba vonjeo ity zanakao
Aza avela hangahiahy toy izao

Andriamanitra o Tomponay Malala
Oh, henoy ny vavakay sniml rehetra
Omeo toky sy fanantenana
Ndrao ho kivy, andrao hanjoretra

Bridge:
Manantena ny valim-bavakao
Dia ny soa sy izay tsara lavitra
Nefa kosa ekeko ny sitrakao
Ho raisiko tsy asiko ady varotra

Andriamanitra o Rainay any an-danitra
Mila Anao zahay hanampy sy hampahery
Fa ny adinay miha mafy tononkira.serasera.org sy miha sarotra
Mila Anao zahay hitsinjo sy hijery

A/C: Rizia Rbrl

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rbrl
Hits : 1130
Likes : 0 Like
Created by : Fitiavana_Rbrl
Date : 13/12/2022 18:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0492