Apetrako (Rbrl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko ny ampitso ny anio aza dombtz tsy hay
Fa Ianao mahalala, mahay ry Ray
Tahaka ny omaly, mitsinjo ahy Ianao
Miaro ahy foana ao ariana ao
Omeo fitoniana aho fa feno baraingo ato an-doha
Be fanontaniana aho
Hanao ahoana ny ampitsoko
Refrain:
Koa apetrako an-tananao
Ny fiainako manomboka izao
Zay mahasoa no tanterao
Mino aho mahatoky aho
Dia manantena Anao
Raha misy tafiotra ry Ray jffotlh ampangino
Ity zanakao re mba aza adino
Tsaroako avokoa izay nataonao
Ry Ray be fitia tsy tononkira.serasera.org miova Ianao
Omeo fitoniana aho fa feno baraingo ato an-doha xethjq
Be fanontaniana aho,
Hanao ahoana ny ampitsoko
Bridge:
Fantatro Ianao fa tsy hanary
Fantatro Ianao fa tsy hampijaly
Fa mahalala izay tsara
Mahatoky anao aho ry Ray Malala
A/C: Rizia Rbrl
Fa Ianao mahalala, mahay ry Ray
Tahaka ny omaly, mitsinjo ahy Ianao
Miaro ahy foana ao ariana ao
Omeo fitoniana aho fa feno baraingo ato an-doha
Be fanontaniana aho
Hanao ahoana ny ampitsoko
Refrain:
Koa apetrako an-tananao
Ny fiainako manomboka izao
Zay mahasoa no tanterao
Mino aho mahatoky aho
Dia manantena Anao
Raha misy tafiotra ry Ray jffotlh ampangino
Ity zanakao re mba aza adino
Tsaroako avokoa izay nataonao
Ry Ray be fitia tsy tononkira.serasera.org miova Ianao
Omeo fitoniana aho fa feno baraingo ato an-doha xethjq
Be fanontaniana aho,
Hanao ahoana ny ampitsoko
Bridge:
Fantatro Ianao fa tsy hanary
Fantatro Ianao fa tsy hampijaly
Fa mahalala izay tsara
Mahatoky anao aho ry Ray Malala
A/C: Rizia Rbrl
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RbrlVangy : 987
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 13/12/2022 09:26
