Mijery ahy Ianao (Rbrl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Noho ny fitantananao ry Ray yijgbdwh no naha toy izao ahy
Na dia be aza ny fahalemena dia mbola nomenao lcrfspk fandresena
Ahafahako misandrtra ho ambony kokoa
Koa misaotra Anao tanteraka ry Mpanome ny soa
Mijery ahy Ianao hatramin'izao
Hitanao avokoa zay mety hahasoa ny fiainako
Manomboka ety hatrany an-danitra ary
2. Ny ho aviko rehetra mba jereo raha sitrakao
Fa izaho tononkira.serasera.org mbola manantena fa omenao fandresena
Ka ny ampitso fbrjn izay mbola tsy fantatro
Efa hitan'ilay masonao ry Tompo
3. Rehefa ho avy indray lay andro izay tena efa nandrasako
Mba hiriko ny hahita Anao Ilay teo foana zay tsy nandao
Ka amin'izay indrindra anie ry Ray
No homenao ahy ny fiainana mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RbrlVangy : 1014
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fitiavana_rbrl
Daty : 19/11/2021 19:56