Jesosy ihany (Rbrl)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila an'i Jesosy amin'ny fiainako aho
Mihoatra noho izao tontolo izao
Izy irery no haiko fa ahafapo ahy
Na ny fahalalako ny fanoloran-tenany ho ahy
O mila Azy aho mihoatra izao rehetra izao

Na ny voninahitra na ireo hafa mahaliana
Aleoko manana Azy noho izay afaka omena ahy
Ny fitantanana ny fiainako apetrako Aminy
Aleoko Jesosy toy izay izao rehetra izao

Misy ireo mihezaka mafy mba hanaporofona
Fa tsy misy Jesosy na Fitiavany
Fa haiko ny fahamarinana ary indray andro any
Izaho ho diovina
Satria Jesosy vahaolana
Ho an'ny hetahetako lalina

Jesosy vahaolana amin'ny fotoan-drehetra
Izy no vahaolana ho an'ny fanahinao
Mety hisy hilaza Jeso tsy mifanaraka
Amin'ny toe-tsainy
Ny aiko dia Jesosy vahaolana
Hatramin'izay ho mandrakizay

Dia handroso ny fiainako miaraka Aminy
Izay taisy lalan-kafa
Mila an'i Jesosy aho x2
Jeaosy ihany no vahaolana
Hatramin'izay ho mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rbrl
Vangy : 434
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_rbrl
Daty : 22/10/2021 18:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6264